Ity tantara iray n'enregistreko tamin'ny radio ity dia mitovy tsisy valaka @ nanjoha ny anadahin'ny sipa kely - Lanto ny anarany - teto frantsa izay nanao tsy latsaka ny 10 taona tao @ légion étrangère. Nomeny ny frantsay nationalité izy io. Fa notantaraina tamin'ny namako iray fa nahanton'ny chef-ny teo ambon'ny rano maimbo amaniny izy rehefa nosaziana nandritry ny 3 andro. Izao ilay bandy dia toa mivaha tanteraka, simba araka ny hita ny olona rehetra . Ny tetiny moha tamin'izy niditra légion dia hazaohana ny nationalité. Tena mampalahelo tokoa raha ny fahalasana adala no vokan'ny fadisona ary famononona olona vahiny any amin'ny taniny - satria izany no "hasan" jareo matetika, hoatra ny Côte d'Ivoire, hoatra ny RD Congo, ary mety koa i Madagasikara. Ka raha izany, inona moha ny tena tokony hampalehelo antsika?
RIEN! Ce mec va trahir non seulement son pays, si c'est encore le sien, mais aussi faire beaucoup de mal à des frères africains ou sud américains ou asiatiques, dans un soucis pur d'égoisme.Eh bien à ce genre de gars, il faut répéter:
- Aucune misère ne peut t'obliger à devenir CRIMINEL!, parce que c'est de cela dont il s'agit
- Plus tu ramasses des problèmes, plus tu les MERITES!
- Et c'est bien que tes MAITRES te donnent des leçons et des claques dans la gueule!
Je posterai la prochaine fois leur témoignage.
No comments:
Post a Comment
Note: Only a member of this blog may post a comment.