Tsy ny vavapory ny tsotsoka no hanakana ny Gasy! |
RAHA TENA MANANA AMBO-PO NY FIRENENA DIA TOKONY TSY HANAIKY NY BAIKON'NA IZA NA IZA! Raha manana ambo-po ny vahoaka dia tokony hanao manifestation momba izany.
Tia eto fa tsy hisy izany. Ary io ny olana. Fantan'ny tsotsotay fa tsy raharaha ny vahoaka izany. Fantany avokoa fa ny candidats hafa dia faly amin'izay manjo an'izy telo mianaka. Mampalahelo izany fa tsy izany mihintsy no hanakana anay ny hikiakiaka hoe:
NA RATSY HOATRA N'IZA AZA NY GASY, AMINAY TSY TAIM-BAZAHA TSY MAHAVITA AZY HOATRA NY TSOTSOKA NO HIBAIKO NA NY IRAY AMINTSIKA AZA!
AMBONY NY TSOTSOKA NY FARANY AMBANY NA MAHANTRA INDRINDRA AMINTSIKA!TOKONY HO LESONA IZAO RA-GASY!
AZA MANAIKA MIHINTSY R'IZY TELO MIANAKA! ADINOY NY LASA! MITAMBARA AMPISEHONA AN'IREO TSY MANJARY TSY MAHAVITA AZY IREO, FA NY MALAGASY DIA MANANA NY HASINY!
LA FRANCE EST UNE VASSALE DES ETATS-UNIS, ELLE DEVRAIT SE L'ANCRER DANS SA TÊTE!
- TOUT SON AVENIR TIENT À LA SANTÉ DES ETATS-UNIS!
- SES ENTREPRISES DÉPENDENT DES ETATS-UNIS!
- ELLE VEUT SE COMPARER AUX ÉTATS-UNIS, MAIS HÉLAS POUR ELLE, ÇA N'A PAS DE SENS! C'EST COMME SI LA SYRIE SE COMPARAIT À LA RUSSIE! dans les mêmes proportions d'ARABES QUI FOUTENT LA MERDE!
- LES RARES GENIES FRANÇAIS SE VENDENT AUX AMÉRICAINS ET FUIENT LA FRANCE!
CONCLUSION:
- CE N'EST PAS À UNE VASSALE DE NOUS DICTER QUOIQUE CE SOIT!
- ET MÊME L'INTERVENTION ORALE D'UN OBAMA QUI NE TIENT PAS DU TOUT COMPTE DES POUSSÉES DE SA VASSALE FRANÇAISE POUR INTERVENIR EN SYRIE, N'Y CHANGERA RIEN!
- MADAGASCAR, MALGRÉ LES APPARENCES, EST UN PAYS PLUS LIBRE QUE LA FRANCE, MOINS DÉPENDANTE DES AMÉRICAINS QUE LA FRANCE! MADAGASCAR N'A PAS À RÉGLER DES PROBLÈMES ÉNORMES D'EXISTENCE SUR L'ÉCHIQUIER DES RÉELLES PUISSANCES, QUE LA FRANCE DOIT AFFRONTER ET QUI L'AVALERONT À COUP SÛR!
VIVE MADAGASCAR! VIVENT LES PEUPLES DE MADAGASCAR! VIVE L'AFRIQUE RENAISSANTE!
Andriamahanina Raberahona Jacky Celin
Joetke's Hub copyright Jun'13
No comments:
Post a Comment
Note: Only a member of this blog may post a comment.