Monday, July 30, 2012

Sarotra ny mino an'i Ravalomanana Marc, LAINGA RATSY LAHATRA!


Hiala sasatra sady hamangy ny zanako
vacances ny mpianatra dia lasa ko ahy handeha anao vacances any @ madagascar
mamangy ny vahoaka malagasy, manao vacances
mandalo kely satria ny zanako no mimenomenona

Misy ny Hery NY LAINGA!

    Ny hery ny FIVAVAHANA dia mbola azontsika resahina indray andro, fa ny hita eto dia ny HERIN'NY LAINGA an-dRavalomanana Marc.

    Nilaza izy, raha niantso antarobia tao Magro Behoririka fa "Tsy tsaratsara ny renin'ny vadiny" na zavatra mitovitovy amin'izany. Eto ny vadiny tsy mitsahatra mamerina fa vacances no nalehany tao anTanananarivo.

  1. Na ny vadinao no "MAL DEBRIEFFÉE"
  2. Na ianao Marc Ravalomanana no mpandainga.
  3. Na MaTV tsy azo antoka


RA8LAINGA07282012.mp3 Listen on Posterous

[source: matvonline 28 Juillet 2012]
   Na inona na inona ny valina izany fanontaniana izany, dia ny "STATURE"-nao rangahy no DOUTEUSE!

   Mety marina ny filazan'ny maro hoe: "MPANDAINGA PROFESSIONNEL io RAVALOMANANA io!". Sarotra ny tsy hihinona izany. Mampalahelo tokoha.

Andriamahanina Raberahona Jacky Celin
Notes:
1) Mba tsy hisy ny fanontaniana momba ny aiza no miresaka ny "tsy fahasalamana" ny renin'i Lalao, dia henoy ity extrait lava kokoha ity. Tsy hoe manome fahatokisana an'ireo mpanao vaovao ny matv aho, fa ny fantatro (raha tsy hoe intoxication volontaire) dia ny radio vahiny rehetra dia namerina io "santé défaillante de la belle-mère de l'ancien président".

matvonlineOriginal07282012.mp3 Listen on Posterous
2) Ity antso antarobia ity dia tsy haiko raha nanaovana ireo matv na magro montage (direct toko ve?) ka ny zava-mifanohitra @ nilazaina Ramatoa Lalao dia notsohaina...
[update:Sat Aug 4 20:19:23 2012] Sarotra ny mandainga! Ito ny porofo mivaingana fa ingahy Ravalomanana mihitsy no niteny tao @ RFI fa marary ny renim-badiny, izany no nandianana izy io tany @ Madagascar... fa angaha tsy ny vacances no antony? Henoy eto


Ravalomanana_sur_l_expulsion_de_sa_femme_VENUE_pour_voir_sa_mere_malade.mp3 Listen on Posterous

No comments:

Post a Comment

Note: Only a member of this blog may post a comment.